| Entrée | 1 kaody | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Matahotahotra na mahimahindava ka raha arao hatonina dia mandositra; tsy tia mifangaroharo amin' ny olona: Kaody izay izy tamin' ny mbola tanora [1.1] | 
| Dérivés | 
 | 
| Synonymes | 8 kaodikaody | 
| Analogues | 9 haolo, milodilody | 
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 11 dikao, 12 dokay, 13 kaody, 14 kodia | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |  |