| Entrée | 1 kapo-tandrimo | 
| Mots élémentaires | 2 kapoka, 3 tandrimo | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   enti-milaza ny famotorana izay misy fanontaniana tampoka mba hiaiken' ilay adinina sy hahalalana fa tena marina; kapoka mafy mirivirivy [1.1] | 
| Synonymes | 6 vely tandrimo | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |