| Entrée | 1 katrohana | 
| Radical | 2 katroka | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Donina: Nokatrohan' ilay fiarabe ny fiarakelinay ka nivadika Asiana: Nokotrohany totohondry ny oron-janany ka vaky ra Hanina, atao amin-joto sy amin-kafanam-po: Nokatrohan' ny adalavavy ny vary iray lovia be makadiry ka najifa tery ~ Nokatrohan' izy telo lahy ny tanimbary ao ambany atsimo ka vita vetivety foana [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be bumped or banged against to be done with zele and effort [1.7] | 
| Explications en français | 6   contre quoi on se heurte, qu'on heurte qu'on fait avec zèle [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |