| Entrée | 1 kiampongaponga | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Amponga kilalaon-jaza natao tamin' ny vavan' ny sinibe efa vaky ka hoditra manify na tatavian-kena no henjanina eo amboniny ary kapohina amin' ny tsora-kazo kely anankiroa [1.1] | 
| Vocabulaire | 4 Jeu | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |