| Entrée | 1 kilaometatra | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Halavirana mitovy amin' ny arivo metatra, izay lasa refy fototra amin' ny: a) fandrefesana elanelan-toerana na tanàna: Fianarana dia 405 kilaometatra avy aty Antananarivo b) fandrefesana halavan-drenirano na ony: I Matsiatra-Mangoky no lava indrindra amin' ny ony rehetra eto Madagasikara fa mahatratra 530 kilaometatra [1.1] | 
| Vocabulaire | 4 Espace | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |