| Entrée | 1 kiombiomby | 
| Radical | 2 omby | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Lalao fanaon' ny ankizilahy, izay ahitana ny iray amin' izy ireo mody atao omby mandrifatra ka manenjika ny sasany [1.1#495] | 
| Exemples | 5   Ny kiombiomby kosa no nianaran' ny ankizilahy ny fiompiana sy famolahana omby.
[2.117#107] 6 Matoa tsy eo akaikiny eo iLidy sy Saonina dia ilaozan' izy roalahy ireo mamolavola tanimanga ho kiombiomby, na mandrandrana volon-jozoro, na misambo-balala tsindaka. [2.470#20] | 
| Vocabulaire | 7 Jeu | 
| Synonymes | 8 tsiombiomby | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |