|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1 kitra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 feo, ady, kitrana [Taisaka] [1.78]
4 Fanakorontanana na fanaovana izay hampifamaly sy hampiady
Kilema, tsiny: Izaho tsy hibaby kitra ny aminao
Trosa
Angely ampiadina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 words of excitation to fight [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 paroles d'excitation [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  27Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/5)28 kitra
Sokajin-teny  29 anarana
Fanazavàna teny malagasy  30 Lalao baolina dakantongotra fa tsy azo raisin-tanana, lalao baolina boribory [1.1]
Voambolana  31 Kilalao

Teny iditra (3/5)32 kitra
Sokajin-teny  33 anarana
Fanazavàna teny malagasy  34 karazan-garaba [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (4/5)35 kitra
Sokajin-teny  36 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  37 Botry ratsy
Karaodraoka, kitika [1.1]

Teny iditra (5/5)38 kitra
Sokajin-teny  39 anarana
Fanazavàna teny frantsay  40 (vient de l'adjectif kitra : rabougri ; même sens que botry (merina) ; ou de la racine verbale kitra : action de tracasser ?). Catharanthus longifolius (Pichon) Pichon et Catharanthus ovalis Markgr. Plantes utilisées autrefois comme poisons d'épreuve (voir kita). On les emploie surtout de nos jours pour préparer des vermifuges à usage vétérinaire, surtout pour les jeunes veaux. [Bara, Betsileo, Taisaka] [1.196]
Voambolana  41 Haizavamaniry 42 Haibiby: fitsaboina momba ny biby
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  43 katry, 44 kitra, 45 traky, 46 trika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08