| Entrée | 1 koaintsy | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Hazo fihinam-boa mitovitovy amin' ny paoma ny voany fa hafa ny tsirony, somary handatrandatra [1.1] | 
| Explications en français | 4   coing, cognassier. Cydonia vulgaris [1.3] 5 (de l'anglais quince). Cydonia vulgaris Pers. (Rosaceae). Arbre fruitier introduit et cultivé dans la région centrale (cité par Richardson, Malzac, etc.). Voir aussi kontsy. [Merina] [1.196] | 
| Exemples | 6   ny koaintsy dia ilay matevina eo ivelany tsy misy semina (dia ilay hanina indrindra) no kaliksa efa tonga matevina tahaka izany.
[1.357#] | 
| Vocabulaire | 7 Botanique | 
| Synonymes | 8 kontsy | 
| Nom scientifique | 
 | 
| Anagrammes | 9 kitsoina, 10 koaintsy, 11 tsaikony, 12 tsy añoky | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |