| Entrée | 1 kokolampo | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Karazan' olondia, iray karazana amin' ny Kalanoro sy Kotokely, saingy misy fanahy ratsy sy sompatra ao aminy, araka ny finoan' ny foko sasany; fa tsara sy manasoa olona kosa araka ny finoan' ny foko hafa [1.1] | 
| Vocabulaire | 4 Croyances | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |