| Entrée | 1 komandà | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   [fr, commandant] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny manamboninahitra amin' ny tafika an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny kapiteny izay ambaniny sy ny lietnà-kolonely izay amboniny; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de corvette amin' ny tafika an-dranomasina [1.1] | 
| Explications en français | 4   chef, administrateur. [Tankarana]
 [1.19] | 
| Vocabulaire | 5 Militaire | 
| Anagrammes | 6 komandà, 7 mandoka, 8 mondaka | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |