| Entrée | 1 konfesy | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   (Fivavahana katolika) Filazana ny fahotana amin' ny pretra mba hahazoana ny famotsorana. (Ny konfesy dia miompana amin' ilay tenin' i Kristy tamin' ny Apostoly manao hoe: "Raiso ny Fanahy Masina, ny fahotana izay havelanareo dia ho vota vela, ary izay hotananareo dia ho voatana" [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   confession to a priest [1.7] | 
| Explications en français | 5   confession [1.3] 6 confesse, la confesse [1.8] | 
| Dérivés | 
 | 
| Vocabulaire | 14 Religion et Liturgie | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |