| Entrée | 1 kôntinanta | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   [kontinenta]
 Tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasim-be: Misy dimy ny kontinenta, dia i Afrika, i Amerika, i Aostralia, i Azia ary i Eoropa [1.1] 4 velaran-tany midadasika ohatra: Afrika [1.13] 5 tany lehibe midadasika voafaritry ny ranomasimbe. Misy dimy ny kôntinanta eto amin'izao tontolo izao: Amerika, Eorôpa, Azia, Aostralia ary Afrika. [1.62] | 
| Explications en français | 6   continent [1.13] | 
| Vocabulaire | 7 Géographie: (en général) | 
| Synonymes | 8 tanibe | 
| Citations | 9 Textes citant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |