Entrée | 1 kopetaka |
Partie du discours | 2 adjectif |
Radical | 3 petaka |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza tongotra fisaka mitapelaka be. 5 [1.62] enti-milaza ny felatongotra sady fisaka no mivelatra; anondroana ny endri-javatra manahaka an' izany: Tsy omby an' io tongotrao kopetaka io ity kiraro ity |
Explications en français |
6 [1.3] large, plat, aplati, se dit du pied |
Dérivés |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |