| Entrée | 1 koretehina | 
| Radical | 2 koretika | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Akorontana, asafotofoto: Nokoretehin' ny ankizy ny entana tao an-trano Atao mirango-tsaka: Aza koretehina toy izao ny soratrao, anaka Atao miboredika, misavorovoro: Nahoana no koretehina tahaka izany ny fiteninao [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |