|
|
|
|

Entrée1  korotehina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  korotika
Explications en malgache  4  [1.1] Rovitina tsy misy kitotony, kotehina: Nahoana no korotehinao toy izao ny akanjoko?
Simbana tanteraka: Nokorotehin' ilay bibidia ny tarehiny
Asavorovoro ka tsy hita intsony izay laniny, asafotofoto: Nokoretehin' iza àry itỳ kofehy itỳ?
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12