| Entrée | 1 kotrehina | 
| Radical | 2 kotrika | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   (atody) Ambombana mba hafana ka ho foy: Atody folo no nokotrehin' Ikalamavo ka telo monja no foy Tazonina, giazana ao an-trano: Kotrehinao ao antrano ny zanakao ka tsy mba mahalala ny fanaon' ny olona [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |