| Entrée (1/2) | 1 loto | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Fako, fakofakon-trano, fikotra: Ario any ireo loto ireo fa mahabe lalitra Pentina, tasy: Rakotry ny loto itỳ lobakao Tsy fahadiovana, fisotisoty, fisotitika: Oadray ny loton' Ikoto! [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   dirt, filthiness [1.7] | 
| Explications en français | 5   saleté, souillure [1.8] | 
| Exemples | 6   madio tsisy loto, tsisy fangarony.
[2.314] 7 Mametraka loto eny an-tsisiny eny ny mpanary fako. [2.445] 8 Indro ilay Peratra Volamena vaovao efa misolotiky ny loto! [1.214] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 22 6 combinaisons de ce mot | 
| Entrée (2/2) | 23 lôtô | 
| Partie du discours | 24 nom | 
| Explications en malgache | 25   Karazan-kilalao an-tsapaka: izarana baoritra misy tarehimarika hatramin' ny 1 ka hatramin' ny 90 anaty efitrefitra ny mpilalao, ka izay mahafeno voalohany ny efitrefitra amin' ny baoritra eny an-tanany amin' ny vato misy tarehimarika hatramin' ny 90 koa izay sarihana an-tsapaka, no maharesy [1.1] | 
| Vocabulaire | 26 Jeu | 
| Anagrammes | 27 lôtô, loto | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |