| Entrée | 1 lakan-drafitra | 
| Mots élémentaires | 2 lakana, 3 rafitra | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   lakana vita amin' ny hazo maro natambatambatra fa tsy amin' ny hazo iray noloahana [1.1] | 
| Explications en français | 6   pirogue en planches [Betsimisaraka]
 [1.78] | 
| Exemples | 7   lakan-drafitra very fivoy, anie aho, ry zareo
[2.285#137] 8 Ary vao tamin' ny 1985 dia namakivaky ny Ranomasimbe Indiana ry Robert Hobson sy ny namany tamin' ny lakandrafitra tsotra nataony hoe Sarimanok. [2.508#14] | 
| Vocabulaire | 9 Navigation | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |