| Entrée (1/2) | 1 lalam-panorenana | 
| Mots élémentaires | 2 lalàna, 3 fanorenana | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   Lalàna manoritra ny rafitry ny fitondrana amin' ny firenena iray izay mazàna atao latsabato amin' ny vahoaka rehetra ny fampankatoavana azy rehefa avy nampahalalaina azy mazava tsara hatramin' ny an-tsipiriany [1.1] | 
| Explications en français | 6   constitution [1.5, 1.13] | 
| Exemples | 7   Mifanaraka amin' ny lalàmpanorenana ve ny fametrahana ny faritra?
[4.27] | 
| Vocabulaire | 8 Loi 9 Politique | 
| Entrée (2/2) | 10 lalam-panorenana | 
| Partie du discours | 11 locution | 
| Explications en français | 12   loi interne [1.13] | 
| Tous les mots composés | 13 3 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 14 Mathématiques: algèbre | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |