| Entrée | 1 lalotra | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Feta na sokay atao amin' ny rindrina ka lamaina tsara Efa milalotra erỳ ianao izany: ilazana olona mandeha tsy rototra na manao raharaha mirefarefa noho ny hakamoana [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   plaster, polish [1.2] 5 plaster, a coating [1.7] | 
| Explications en français | 6   crépi; enduit [1.8] | 
| Exemples | 7   ary ny lalotra farany amin'izay maha tsara azy, (ny ivelany.
[2.59#] 8 Lalo-by na lalotra borosy madio ivelany no hatao amin' ny trano; [2.470#] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 25 lalo-by | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |