| Entrée | 1 lamboridy | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Anja-koditra fihazonana ny soavaly taingenana ka ampiasaina hitarihana azy amin' ny lalana tian-kaleha: Anisan-javatra voafaoka ao anatin' ny hoe lamboridy ny vy sakambavan-tsoavaly ary ny kofehin-damboridy [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a bridle [1.2, 1.7] | 
| Explications en français | 5   bride de cheval [1.8] | 
| Tous les mots composés | 6 lamboridim-bokotra | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |