| Entrée | 1 lamokany | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en anglais | 3   addled, used of eggs; bad, used of the disease called tety, and of a kind of pulse [1.2] 4 an unhatched rotten egg [1.7] | 
| Explications en français | 5   oeuf couvé mais gâté [1.8] | 
| Exemples | 6   Misy koa ireo mpanotri-borona raha mandinika ny atody dia fantany ny ho foy sy ny ho lamokany.
[2.285#] 7 Foto-goavy ira no nandalovany ary voany roa sy telo, lamokany tsy misy nahita no notazany sy nasesiny ambava. [2.470#] | 
| Proverbes | 8 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 9 lamokany, 10 manokila, 11 mañolaky, manolaky, 12 manolika | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |