|
|
|
|

Teny iditra1  lany andro
Singan-teny  2 lany, 3 andro
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 efa tsy fampiasa intsony amin' ilay fotoana itenenana; enti-milaza ny zavatra efa tapitra ny fe-potoana nampahalaza azy, ka tokony hasiampanavaozana.
6 mijanona maharitra amin' ny raharaha tsy misy antony firy, na variana amin' ny lalao sy korana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12