|
|
|
|

Entrée (1/3)1  lany
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Ny rirany amin' ny an-kilany sy ny an-daniny, ny lafiny: Maroni-dany roa io, lelan' antsy io
Ny tendrony, ny tendrony farany: Mbola tsy miseho ihany ny lanin' ny tafika ~ Tsy hita lany ny ranomasina
Ilany: Ery an-dany andrefan' Ampamarinana no misy anay.
Explications en français  4  [1.3] le bout, l'extrémité d'une chose, un côté ou une partie par rapport à l'autre: Marani-dany roa io lela antsy io (Cette lame de couteau coupe des deux côtés, a deux tranchants) ~ Apetraho eo an-dany atsimon' ny farafara ireo kiraro ireo (Mettez ces souliers du côté sud du lit) Eo an-dany atsinanana ny kianja ny tranoko (Ma maison est du côté est de la place)
Dérivés 
Noms :
Tous les mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot lany

Entrée (2/3)15  lany
Partie du discours  16  verbe passif
Explications en malgache  17  [1.1] Tapitra, tsy misy intsony: Lany ny vary ao antsompitra
Very foana: Lany niandry anao teto ny androko
Simba, levona, hanin-javatra: Lanin' ny fositra itỳ voavahy
Ampiasaina: Ohatrinona ny vola laninao nanaovana itỳ trano itỳ
Tsy misy mijanona noho ny niasana taminy: Mahagaga raha lany sahady ilay pensilihazo novidiko ho anao
Baboina: Lanin' ny fanjakana ny hareny
Ekena, ankatoavina, azoazo, voafidy: Tsy lanin' ny be sy ny maro ny hevitrao / Lany ho solombavambahoaka Ramasaka
Raisina: Lany ho miaramila ny rahalahiko
Ekena, raisina: Tsy lany intsony ny vola toy itony
Atao mahita faisana, hanina: Raha misy tsy manaraka izany lalàna izany dia lanintsika
Tapaka: Lanin' ny mpitsara fa hohelohina folo taona izy
Explications en anglais  18  [1.2] consumed, devoured, spent, all gone; agreed upon
Explications en français  19  [1.3] dont il ne reste rien, épuisé, perdu, usé, mangé, consumé, confisqué, dépensé, employé
accepté, approuvé, qui plait, qui passe
réprouvé, rejeté, condamné
Exemples  20  [2.293] " Dia nosotroiny, hono, ny ron' akoho, ka lany.
21  [2.470] ny saran-dalana sy ny fotoana lany iaraha-mahalala rahateo.
22  [2.472] Nony tonga ny ririna, lany ny mangahazo sy latsakay.
23  [2.415] Haren-danim-bazo (Biens dépensés dans le libertinage)
Morphologie 
24  Simple :
25  Préfixée :
26  Impératif :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés  35  52 mots contenant lany
Analogues  36  tapitra, ritra, majifa, mafafa, borona, levona, foana, goana, fongana, ringana, mangaka, jabolevona, makiky, ringitra, foan-tanana, madiodio, mangadihady, tsy misy miangana, tsy misy horaotina
Proverbes  37  Proverbes contenant le mot lany

Entrée (3/3)38  lany
Partie du discours  39  nom
Explications en malgache  40  [1.1] Fofon' ny hazandrano: Maimbo lanin-trondro
Ny kiran' ny hazandrano izay manarona ny tenany
ilay zavatra maditidity amin' ny hoditry ny amalona
Explications en anglais  41  [1.7] a bad smell
Explications en français  42  [1.3] l'odeur du poisson, des caïmans, des canards; les écailles des poissons, la matière visqueuse qui se trouve sur la peau des anguilles
43  [1.8] mauvaise odeur
Dérivés 
Adjectifs :

Anagrammes  45 lany, 46 lina

Mis à jour le 2025/09/13