| Entrée (1/2) | 1 lapana |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Sasatra, valaka, tsy manan-kery noho ny havizanana na hanoanana: Lapana ny vahoaka niandry ny filoha nandritra ny adiny efatra [1.1] |
| Entrée (2/2) | 4 lapana |
| Partie du discours | 5 nom |
| Explications en anglais |
6 a provincial word for an umbrella. See elo [1.2] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|