|
|
|
|

Entrée1  lasalasa
Partie du discours  2  adjectif
Radical  3  lasa
Exemples  4  [2.470] lasalasa tokoa ny fisainany nandre sy nandinika ny vetsovetson-janany.
5  [2.471] Efa nialan' ny anjaran' ny tompon-tsambo anefa izany , ka lasalasa ny saiko nanao manambatra sy manala.
6  [2.499] Ny mandra-pihaonan' i Zozefinina aza toa lasalasa foana tsy niniany!
Dérivés 
Adjectifs :
Tous les mots composés 

Anagrammes  9 lasalasa, 10 salasala

Mis à jour le 2025/08/10