| Entrée (1/2) | 1 lasitra | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Zavatra misy sary lempona izay anidinana metaly voaempo, ka rehefa mangatsiaka ilay metaly dia manana endrika mitovy amin' ilay sary fa mivohitra kosa Marika atao modely amin' ny fanaovan-taozavatra, ohatra, ny mpanjaitra dia manana lasitra (sari-na vatan' olona amin' ny hazo) izay ametahany ny vatan' ilay akanjo rehefa didiany [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a shoemaker's last [1.2] 5 a mold, a last, a form for fashioning something [1.7] | 
| Explications en français | 6   moule, forme, gabarit [1.8] | 
| Tous les mots composés | 7 2 combinaisons de ce mot | 
| Entrée (2/2) | 8 lasitra | 
| Partie du discours | 9 nom | 
| Explications en malgache | 10   Famelezana amin' ny rantsantanana roa avonkina ka terena ao ny hoditr' ilay vonoina ary dia aolana mafy [1.1] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 20 lasitra iray | 
| Anagrammes | 21 lasitra, 22 salatry, 23 silatra | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |