| Entrée | 1 latsaina | 
| Radical | 2 latsa | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Esoina ka akoraina amin' ny fahoriana mahazo azy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be upbraided, to be reproached [1.2] 6 to be reproached, to be insulted [1.7] | 
| Explications en français | 7   qu'on insulte [1.3#389, 1.8] 8 qu'on injurie [1.3#389] | 
| Exemples | 9   ary raha misavily ambony bao, tsy latsaina?
[2.69#210] 10 Aza latsaina ny momba, fa tsy ny olombelona no tompo mpandahatra. [2.296#98] 11 Fa niala tany aminay ndeha hitady izahay, ka raha sendra ny tsy mety: aza latsaina, fa rehefa voa hono tsy hary hendry ihany. [2.245#54] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 17 latsaina, 18 latsiana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |