| Entrée | 1 latsy | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   singam-bolotsangana anohizana tery [Sihanaka]
 [1.78] 4 Hazo atsivalana entina hanamafy ny rafitra na ny tohan-javatra. Hazo atsivalana any anatin' ny rindrin-trano mba tsy hampilefitra azy na hanatanjahana ny firarin' ny takelaka [1.1] 5 tsivalan-kazo madinika na vy atsivalana entina hanamafy ny rafitra na tohan-javatra [1.13] | 
| Explications en anglais | 6   cross pieces of bamboo, etc., used to strengthen the sides of a rush house [1.2] | 
| Explications en français | 7   traverse, entretoise [1.13] | 
| Exemples | 8   Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy.
[2.472] | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 25 latsikely | 
| Proverbes | 26 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 27 latsy, 28 tsila | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |