| Entrée | 1 lavabato | 
| Mots élémentaires | 2 lavaka, 3 vato | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en anglais | 5   (lava-bato) a cave in a rock or in rocky ground [1.2] 6 a cave in the rock [1.7] | 
| Explications en français | 7   caverne dans la roche [1.8] | 
| Exemples | 8   Nidina tany anaty lavabato izy ary nihazona hatrany ilay vahitady.
[1.508#] 9 Dia tao Anosin-dRadama, izay nisy lavabato lehibe nieren' ny fahavalo. [1.437#] | 
| Article | 10 Randzavola: lavabato ao amin' ny Baiboly | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |