| Entrée | 1 letrezana | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Fanaovana ambozizy na an-kery; fandentehana an-ditra fa tsy mila izay rirany; fampanekena amin' ny hevitra bontolo: Tsy azo atao letrezana amin' izao akory ny fampidiran-kevitra ao an-tsain' olona [1.1] | 
| Tous les mots composés | 4 manao letrezana | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |