Entrée | 1 lohalaharana |
Partie du discours | 2 nom |
Mots élémentaires | 3 loha, laharana |
Explications en malgache |
4 [1.1] [loha laharana]
enti-milaza izay voalohany amin' ny laharana |
Explications en français |
5 [1.13] primordial; avant garde |
Exemples |
6 [2.472#] Nony niolakateo avara-trano ny lohalaharana, nipoaka indray koa avy eo.
7 [4.27#] Ho an' ny mpanao politika, tsy ny tombontsoan' ny mponina no lohalaharana. |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |