|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 lohariana |
| Singan-teny | 2loha, 3riana |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Ny tampony ambony indrindra amin' ny riana Ny fotoana ialan' ny aina: Efa an-dohariana izy no tonga ny zanany [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 6 lohariana |
| Singan-teny | 7loha, 8riana |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 (de loha : au sommet et riana : chute d'eau, cascade). Homalium albiflorum Boivin ex Tul.) O. Hoffm. (Salicaceae). Bel arbre qui pousse le plus souvent à proximité des chutes d'eau, d'où son nom. Son bois dur est apprécié. [Tanosy]
[1.196] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 12 ihalorana, 13 lohariana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|