|
|
|
|

Teny iditra1  lohateny
Singan-teny  2 loha, 3 teny
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Anarana -- izay matetika teny fohifohy -- entina hilazana boky na toko iray amin' ny boky na koa lahateny famelabelaran-kevitra: "Mba olom-banona" no lohateny nalain' ny mpampianatra anay ho voaboasana
6 Fifanarahana fa hifamela heloka na hifandefitra na hifanampy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a title, a heading [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 titre [1.8, 1.13, 1.5.fr#193]
Ohatra  9  Anaovy lohateny ny andininy tsirairay. [2.285#46]
10  jereo ka diniho tsara ny lohateny nomeny azy. [2.314#88]
11  Ny sasany indray mamaky ireo lohateny vita sora-baventy. [2.117#65]
12  Koa izao no lohateny vaovao narosony ary nekeko : "Ny fianarana mampisaraka amin'ny tany" [2.356#95]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  lohateny, 14 natohely

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08