| Entrée | 1 loterana | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   sokajin-kristianina protestanta manaraka ny foto-pampianaran' i Lotera [1.62#681] | 
| Exemples | 4   Ny sekoly sy ny faritany loterana dia niantso na nanasa matetika ahy.
[2.356] 5 Notezaina tamin' ny finoana katolika sy loterana izy ireo nandritra ny fahazazany sy fahatanorany. [2.606] | 
| Vocabulaire | 6 Religion et Liturgie | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |