| Entrée | 1 lovantsofina | 
| Mots élémentaires | 2 lova, 3 sofina | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Tantara niampitampita am-bava fa tsy mba voasoratra ka tadidin' ny taranaka mifandimby [1.1] 6 tantara tsy voasoratra ifampitan'ny taranaka amam-para amin'ny fianakaviana na foko iray [1.13] | 
| Explications en français | 7   tradition orale [1.13] | 
| Exemples | 8   Lazain' ny lovan-tsofina fa izay efa nigoka tamin' ny ranon' i Manangareza, hono, tsy maintsy miverimberina ao Toamasina foana, na aiza na aiza toerana onenany.
[2.471] | 
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |