| Entrée | 1 lovia | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Tanty vy na porisilaina talesaka atao fasiana ny sakafo loarana, vilia: Vary iray lovia [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   a dish [1.7] | 
| Explications en français | 5   assiette, plat [1.8] | 
| Exemples | 6   Dia nitosaka ny hena kisoa sy ny vary, feno ilay lovia be iny.
[2.606#] 7 Mety ho vahoaka mpandevina koa no ho tonga fa tsy mpaka lovia. [2.643#] | 
| Tous les mots composés | 8 6 combinaisons de ce mot | 
| Autres orthographes | 9 vilia | 
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot | 
| Article | 11 Randzavola: lovia ao amin' ny Baiboly | 
| Anagrammes | 12 Ivola, I Vola, 13 lovia, 14 valio, 15 valoy, 16 voaly | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |