| Entrée (1/3) | 1 manavy |
| Radical | 2 avy |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Marary ka mafana ny tena (ny anton' ny fitomboan' ny hafanana dia ny fisian' ny zavatra na mikraoby na poizina ateraky ny zava-pihinana efa simba na fanafody sasany tafiditra any amin' ny tena, tonga any amin' ny ra ka manapoizina azy) [1.1] |
| Explications en anglais |
5 To be ill with fever. So called perhaps because of its intermittent character. [1.2] 6 slightly ill [1.7] |
| Explications en français |
7 être un peu malade, qui a de la fièvre [1.8] |
| Exemples |
8 Ary misy manavy, dia asieny mafy dia maty.
[2.59#]
9 manavy ve ianao, sombinaiko, no izao ka dia mbola ato ihany? [2.643#] |
| Tous les mots composés | 10 mitanina andro tsy manavy |
| Vocabulaire | 11 Santé |
| Entrée (2/3) | 12 mañavy |
| Partie du discours | 13 verbe actif |
| Explications en malgache |
14 tezitra [Sihanaka]
[1.78] 15 tezitra, misafoaka, mihetsika: Mañavy koa ny ôlane (añavian'ny andro tsarane) [Tanala] [1.78] |
| Vocabulaire | 16 Emotions |
| Entrée (3/3) | 17 manavy |
| Partie du discours | 18 nom |
| Explications en malgache |
19 anarana ilazana an-kapobeny ireo biby mampinono, lavalava vatana toy ny totozy, nefa mitarehim-borona manana elatra (iray tarika: manavibe, manavikely, fanihy ) [1.1] 20 ramanavy [Tambahoaka] [1.78] |
| Explications en anglais |
21 a small bat [1.7] |
| Explications en français |
22 chauve-souris [1.54, 1.8] |
| Tous les mots composés | 23 manavibe |
| Vocabulaire | 24 Zoologie: mammifères |
| Synonymes | 25 ramanavy |
| Analogues | 26 fanihy |
| Proverbes | 27 Proverbes contenant ce mot |
| Article | 28 Randzavola: manavy ao amin' ny Baiboly |
| Anagrammes | 29 mañavy, manavy, 30 maniva, mañiva, 31 mavany, 32 mavina, 33 mivaña |
| Mis à jour le 2025/10/14 |
|