| Entrée | 1 mahamenatra | 
| Radical | 2 henatra | 
| Partie du discours | 3 verbe actif ou adjectif | 
| Explications en anglais | 4   to make ashamed shameful, humiliating [1.7] | 
| Explications en français | 5   rendre honteux honteux, humiliant [1.8] | 
| Exemples | 6   Aza miteny mafy, fa mahamenatra olona!
[2.5#] 7 Ary matetika izy no mamo eny am-pilanjana, ka mirondrona mahamenatra; [2.59#] 8 Aoka izay, Ranaivo, hoy Rasolo, fandrao misy mahalala, ka mahamenatra olona eto; [2.324#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |