| Entrée | 1 mahasambatra | 
| Radical | 2 sambatra | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en anglais | 4   to make blessed or happy [1.7] | 
| Explications en français | 5   qui rend heureux [1.8] | 
| Exemples | 6   Tsy misy mahasambatra hoatra ny mahay mamela heloka!
[2.499#] 7 mahasambatra tsara ny eto, hoy ny Ntaolo, saingy raha mitatao lanitra dia tsy maintsy lena indraindray; [2.245#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |