| Entrée | 1 mahatsangy | 
| Radical | 2 tsangy | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Mahasolo, mahadimby; mahay mitondra ny anaran-dray; mahay manarina ny harena aman-draharahan' ny fianakaviana; manome voninahitra ny razana sy ny ray aman-dreny. [1.1] | 
| Exemples | 5   Raha nitombo indray ireo dia manao izay mahatsangy, ka samy maka ny azy taroa amin' ny fasan-drazana, ka izany no nahatonga famadihana.
[1.437#] | 
| Tous les mots composés | 6 2 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 7 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |