|
|
|
|

Entrée1  mahatsangy no ary
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  mahatsangy, no, ary
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza ny zanaka izay tsy miankina amin' ny ray aman-dreniny intsony no sady mahavelo-maso ny voninahitr' izy ireo koa
Tous les mots composés 

Mis à jour le 2025/09/12