| Entrée (1/2) | 1 maha~ | 
| Partie du discours | 2 préfixe [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 3   Tovona fanao eo alohan' ny anarana, mpisolo anarana na mpamaritra anarana, ka raha miaraka amin' ireo roa voalohany izy dia soratana misy tsipi-panohizana (-): Ny fanahy no maha-olona, io no maha-izy azy; fa raha miaraka amin' ny mpamaritra anarana kosa izy dia mety tsy hisy raha "mahatonga ho" no heviny: Mahatanora anao izao hety volo izao, ary misy kosa raha enti-milaza ny maha-izao na izao: Mbola hita ihany ny maha-tanora anao [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   prefix used to form verbs and adjectives which typically mean, to be able to, causing; also to form phrases that indicate cause, as : Ny raiko no mahatoy izao ahy (My father made me what I am) [1.7] | 
| Explications en français | 5   quelques participes à préfixe voa peuvent pendre le préfixe maha et s'emploient surtout au passé: nahavoafitaka [1.107#58] 6 préfixe qui forme des verbes et des adjectifs, qui ont souvent un sens causatif; précède des propositions qui indiquent la cause; ex. ny raiko no mahatoy izao ahy, c'est grâce à mon père que je suis ce que je suis [1.8] | 
| Entrée (2/2) | 7 maha | 
| Partie du discours | 8 nom | 
| Explications en français | 9   (prononciation locale de ma). Dombeya viburnifloropsis Arènes (Malvaceae). Nom relevé par A. Seyrig (réf. Seyrig 750). [Bara]
 [1.196] | 
| Vocabulaire | 10 Botanique | 
| Nom scientifique | 
 | 
| Anagrammes | 11 Amah, 12 Hama, 13 maha~ | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |