|
|
|
|

Entrée1  mahidy
Partie du discours  2  adjectif
Radical  3  hidy
Explications en malgache  4  [1.78] kahidy, mahihitra: Mpañarivo mahidy ka mihary ho an'ny mpañary (mpanankarena mahihitra ka mihary ho an'ny mpandevina) [Tanala]
5  [1.1] Mitsitsy tafahoatra; mahihitra
Explications en français  6  [1.3] avare, parcimonieux
Exemples  7  [2.245] mahidy vava ny mpimasa sy mpisikidy ary mpanandro, angamba tsy hainy novaliana koa ny fanontanianay
Analogues  8  kahidy, mahihitra, kahihitra, kafiry, matsitsy, makikitra, mafirana, katity, kely hiratra, kely tanana, kely hoho, mafy fonosana, tiatia kely, mihirim-belona, mamaky akotry, mandidy sofin' amalona, manjaitra atody

Anagrammes  9 mahidy, 10 mihady

Mis à jour le 2025/09/12