| Entrée | 1 mailamailaka | 
| Radical | 2 mailaka | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   [1.1] | 
| Explications en français | 5   [duplicatif fréquentatif] [1.3] | 
| Exemples | 6   mailamailaka ery izy: lehilahy mody tokoa no mamindra.
[2.470] 7 Maharitra moa ny fandroany eo fa manao tahaka ny fandroan' ny gana izy, mailamailaka ery rehefa miala eo mba tsy ho tratran' ny olona amin' ity lohany fito. [2.606] | 
| Dérivés | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |