| Entrée | 1 main-tany | 
| Mots élémentaires | 2 may, 3 tany | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   ilazana ny fizaran-taona tsy misy orana, ny ririnina [1.1] 6 fizaran-taona sady mangatsiaka no maina, zaran-taona tsy isian'ny orana [1.13] | 
| Explications en français | 7   saison sèche [1.13] | 
| Vocabulaire | 8 Géographie: (en général) | 
| Synonymes | 9 asotry, ririnina | 
| Anagrammes | 10 main-tany, 11 mitanina, mitanìna, 12 tamiñañy | 
| Mis à jour le 2025/10/18 |   |