| Entrée | 1 maisatra | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Mihisatra tsy mandeha tsara azon' ny tsy ampy rano na maniais: Asio menaka fa maisatra itỳ milina ity izany Enti-milaza ny voankazo manaiki-dela, misy toa miraikidraikitra am-bava fa tsy malama: Maisatra matetika ny kontsy, indrindra raha monta [1.1] 4 mihisatra, tsy mandeha tsara azon'ny tsy ampy menaka na rano [1.13] | 
| Explications en français | 5   apre, âcre, visqueux [1.3] 6 visqueux [1.13] 7 qualité des sucs végétaux très âcres. [1.196] | 
| Exemples | 8   ny voany tsy vanon-ko inona, fa maisatra tsy fihinana, ary tsy azo atao na inona na inona.
[2.996#] | 
| Dérivés | 
 | 
| Analogues | 10 handatra | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |