|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maivan-doha |
| Singan-teny | 2 maivana, 3 loha |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 tsy manam-pieritreretana, tanora fanahy; manidintsidina; tsy mahadinika, tsy mihevitra tsara, miovaova hevitra.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6 maivan-tsaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|