| Entrée | 1 maizimaizina | 
| Radical | 2 maizina | 
| Partie du discours | 3 adjectif | 
| Explications en malgache | 4   manjombonjombona an-tsokosoko: Tetika maizimaizina [1.1] | 
| Explications en français | 5   un peu obscur, le commencement de l'aurore, la fin du crépuscule [1.3] | 
| Exemples | 6   maizimaizina vao tafakatra ny renivohitra izy ireo
[2.470] 7 Tsy laviko fa nisy tetika maizimaizina ihany ny tsy nijanonako ela tao Parisy [2.471] 8 Saika isan'andro vao maizimaizina, nisy poa-basy re tany ambany antsinanan'Ambatondrazaka [2.472] | 
| Dérivés | 
 | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |