| Entrée | 1 maka rivotra | 
| Mots élémentaires | 2 maka, 3 rivotra | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   mandeha amin' ny toeran-kafa iray mba hiova rivotra; mivoaka mba hiala sasatra kely eo anelanelan' ny fotoam-pianarana; miala sasatra fotoana fohy amin' ny toerana tsy mpisy ny tena [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   To take exercise, seeking fresh air. [1.2] | 
| Exemples | 7   Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao Ilafy;
[2.59#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |